Helmut Kohl
Fiseho
| Helmut Kohl | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Helmut Kohl | ||
| Teraka | 3 Aprily 1930 | ||
| Toerana | - | ||
| Maty | 16 june 2017 (age 87) | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | |||
| Asa : | |||
| Fiainana manokana | |||
Helmut Kohl dia mpanao politika mizaka ny zom-pirenen'i Alemaina teraka ny 3 Aprily 1930, maty ny 16 june 2017.
Izy no praiminisitry (Chancelier) an'ny Repoblika Federalin'i
Alemaina nanomboka ny 01 Oktobra 1982 ka hatramin'ny 27 Oktobra 1998
Antoko politika: CDU (Demokratika Kristiana)
Praiminisitry ny Alemaina
[hanova | hanova ny fango]| nodimbiasany | mpandimby | |
|---|---|---|
| Helmut Schmidt 1974-1982 | Helmut Kohl 1982-1998 | Gerhard Schröder 1998-2005 |
Ny fiainany manokana
[hanova | hanova ny fango]I Hans Kohl no rainy. Ny vadiny dia Maike Kohl-Richter, Hannelore Kohl. Ny zanany dia Walter Kohl, Peter Kohl.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Helmut Kohl |